|
|
|
|

Teny iditra1  zara hasim-pototra
Singan-teny  2 zara, 3 hasina, 4 fototra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 zara hasina iraisam-pirenena iaingana raha handrefy zara hasina iray [1.13.mg#232]
Fanazavàna teny frantsay  7 méridien d'origine [1.13.fr#232]
Voambolana  8  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  9 zara hasim-piaingana, zara hasim-pialana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12